Teny iditra | viky vahy (viky, vahy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kankana miaina amin'ny tsinain'olombelona sy ny biby sasany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tricocéphale, ténia [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana ~ Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | sakoitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |